Matthew 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Mandiniha ianareo ka mitandrema mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tandremo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy i Jesoa taminy: –Mbà malina ka mitandrema tsy ho voan’ny leviora n-dry zareo Farisianina sy Tsadoseanina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Mandiniha ianareo ka mitandrema mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo* sy ny Sadoseo*.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.