Matthew 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nahalala ny resany ka niteny tamin’ireo hoe: Nahoana no mifampiresaka ny amin’ny tsy fanananareo mofo ianareo, ry kely finoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa nahalala izany ka nanao hoe: «Ry kely finoana, nahoana ianareo no mihevitra anakampo, noho ianareo tsy mitondra mofo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsikaritr’i Jesoa izany ka hoy Izy: –Ry kely finoana, nahoana ianareo no miady hevitra ny amin’ny tsy nitondranareo mofo?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nahalala ny resany ka niteny tamin’ireo hoe: Nahoana no mifampiresaka ny amin’ny tsy fanananareo mofo ianareo, ry kely finoana?
malagasy
Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo?