Matthew 16:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola azonareo ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ny olona dimy arivo, firy harona moa no nangoninareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mbola fantatrareo ihany, sa tsy tsaroanareo fa mofo dimy dia ampy olona dimy arivo, ary mbola firy harona no nangoninareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tsy takatrareo foana ve? Tsy tsaroanareo ve ny mofo dimy ho an’ny vatan-dehilahy dimy arivo ary ny hamaroan’ireo sobika feno nentinareo nody?
Malagasy Bible 1865
Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an'ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola azonareo ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ny olona dimy arivo, firy harona moa no nangoninareo?
malagasy
Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an'ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo?