Matthew 17:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Nahoana ary no ilazan’ny mpanoradalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany Azy ny mpianany nanao hoe: «Ahoana àry no ilazan’ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jesoa izy telo lahy nanao hoe: –Nahoana àry no lazain’ny mpahay lalàna fa tsy maintsy ho avy i Elià, alohan’ny hahatongavan’ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan'ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Nahoana ary no ilazan’ny mpanoradalàna* fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?
malagasy
Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan'ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?