Matthew 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly hoe: I Elia dia ho tonga ihany ka hamerina amin’ny laoniny ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly Izy ka nanao hoe: «Tsy maintsy ho avy tokoa i Elia, ka hanavao ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary novalian’i Jesoa hoe: –Tsy maintsy ho avy i Elià hampody ny zavatra rehetra amin’ny laoniny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly hoe: I Elia dia ho tonga ihany ka hamerina amin’ny laoniny ny zavatra rehetra.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra.