Matthew 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia fantatry ny mpianatra fa ny amin’i Jaona Mpanao batisa no nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatry ny mpianatra tamin’izay fa i Joany Batista no nolazainy taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia azon’ireto mpianatra telo lahy an-tsaina fa i Jôhany Mpanao batisa no voalazan’i Jesoa taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia fantatry ny mpianatra fa ny amin’i Jaona Mpanao batisa no nolazainy taminy.
malagasy
Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.