Matthew 17:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’ny vahoaka izy ireo dia nisy lehilahy iray nanatona an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tonga teo amin’ny vahoaka Izy, dia nisy lehilahy anankiray nanatona Azy, ka nandohalika teo anatrehany nanao hoe: «Tompo, mamindrà fo amin’ny zanako lahy; mararin’ny androbe izy ka mijaly mafy loatra, fa matetika mianjera any anaty afo, ary matetika koa any anaty rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina teo amin’ny vahoaka ry i Jesoa efa-mianaka, dia nisy lehilahy anankiray nanatona an’i Jesoa ary nandohalika teo anatrehany
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin'ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an'i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’ny vahoaka izy ireo dia nisy lehilahy iray nanatona an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin'ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an'i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe: