Matthew 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiko tamin’ny mpianatrao izy, fa tsy nahasitrana azy izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano.
Malagasy Bible 1865
Tompoko, mamindrà fo amin'ny zanako-lahy, fa mararin'ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin'ny afo, ary matetika ao amin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano.
malagasy
Tompoko, mamindrà fo amin'ny zanako-lahy, fa mararin'ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin'ny afo, ary matetika ao amin'ny rano.