Matthew 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho nefa tsy nahay nanasitrana azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly i Jesoa nanao hoe: «Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nentiko teo amin’ireo mpianatrao, saingy tsy nahasitrana azy ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra azy tamin'ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho nefa tsy nahay nanasitrana azy izy.
malagasy
Ary nitondra azy tamin'ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.