Matthew 17:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny mafy azy Jesosy dia niala taminy ny demonia ka sitrana tamin’izay ora izay ilay zazalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia nanatona an’i Jesoa mangingina ny mpianany ka nanao hoe: «Nahoana no tsy naharoaka azy izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notenenin’i Jesoa mafy ny demony ka niala tamin’ilay zaza; ary sitrana razazalahy nanomboka hatramin’io ora io.
Malagasy Bible 1865
Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia, ka sitrana ilay zazalahy tamin'izay ora izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny mafy azy Jesosy dia niala taminy ny demonia* ka sitrana tamin’izay ora izay ilay zazalahy.
malagasy
Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia, ka sitrana ilay zazalahy tamin'izay ora izay.