Matthew 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niova tarehy teo anatrehan’izy ireo Izy, koa ny tarehiny dia namirapiratra tahaka ny masoandro, ary tonga fotsy tahaka ny mazava ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niova tarehy teo anatrehany Izy; ka ny Tavany namirapiratra tahaka ny masoandro, ny fitafiany tonga fotsy mangatsakatsaka tahaka ny fahazavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niova tarehy teo anatrehan’izy telo lahy i Jesoa: namirapiratra tahaka ny masoandro ny tavany ary tonga fotsy tahaka ny hazavana ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
Dia niova tarehy teo anatrehany Izy, ka ny tavany namirapiratra tahaka ny masoandro, ary ny fitafiany tonga fotsy tahaka ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niova tarehy teo anatrehan’izy ireo Izy, koa ny tarehiny dia namirapiratra tahaka ny masoandro, ary tonga fotsy tahaka ny mazava ny fitafiany.
malagasy
Dia niova tarehy teo anatrehany Izy, ka ny tavany namirapiratra tahaka ny masoandro, ary ny fitafiany tonga fotsy tahaka ny mazava.