Matthew 17:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa iny karazana iny dia tsy miala raha tsy avoaka amin’ny fivavahana sy ny fifadian-kanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nitety an’i Galilea izy ireo, dia hoy i Jesoa taminy: «Efa hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny karazan-demony iny anefa dia tsy tafavoaka, raha tsy amin’ny fivavahana sy ny fifadian-kanina.]
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitoetra tany Galilia izy, Jesosy dia nilaza tamin'ny mpianany hoe: Ny Zanak'olona efa hatolotra ho eo an-tànan'ny olona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa iny karazana iny dia tsy miala raha tsy avoaka amin’ny fivavahana sy ny fifadian-kanina.
malagasy
[Ampio hoe: (21 Kanefa iny karazana iny tsy mivoaka raha tsy avoaka amin'ny fivavahana sy ny fifadian-kanina)]