Matthew 17:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafaverina tany Galilia izy ireo dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Ny Zanak’Olona efa hatolotra ho eo an-tanan’ny olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hovonoina Izy, nefa hitsangana amin’ny andro fahatelo.» Dia nalahelo mafy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola tafaraka tany Galilea ry i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia hoy i Jesoa taminy: –Efa hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona
Malagasy Bible 1865
ka hovonoiny, nefa amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafaverina tany Galilia izy ireo dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Ny Zanak’Olona* efa hatolotra ho eo an-tanan’ny olona
malagasy
Ary raha nitoetra tany Galilia izy, Jesosy dia nilaza tamin'ny mpianany hoe: Ny Zanak'olona efa hatolotra ho eo an-tànan'ny olona