Matthew 17:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hovonoiny, nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary nalahelo indrindra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Kafarnaoma izy ireo, dia nanatona an’i Piera ny mpamory ny hetra dragma roa, ka nanao hoe: «Moa tsy mba mandoa ny dragma roa va ny Mpampianatra anareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hovonoiny ho faty, ary hitsangana velona amin’ny andro fahatelo. Dia nalahelo mafy ireo mpianatra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tao Kapernaomy izy, dia nankeo amin'i Petera ny mpandray ny antsasaky ny sekely ka nanao hoe: Moa ny mpampianatra anareo tsy mba mandoa ny antsasaky ny sekely va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hovonoiny, nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary nalahelo indrindra ireo.
malagasy
ka hovonoiny, nefa amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo.