Matthew 17:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo, niseho tamin’ny mpianatra i Mosesy sy i Elia, niresaka tamin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo niseho tamin’izy ireo i Môizy sy i Elia niresaka tamin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indreo koa hitan’izy telo lahy i Mosesy sy i Elià niresaka tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo, niseho tamin'ny mpianatra Mosesy sy Elia, niresaka tamin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo, niseho tamin’ny mpianatra i Mosesy sy i Elia, niresaka tamin’i Jesosy.
malagasy
Ary, indreo, niseho tamin'ny mpianatra Mosesy sy Elia, niresaka tamin'i Jesosy.