Matthew 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nandre izany ny mpianatra dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny mpianatra, dia lavo niankohoka sy natahotra indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany ireto mpianatra telo lahy, dia natahotra mafy ka lavo niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nandre izany ny mpianatra dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.
malagasy
Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.