Matthew 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nankeo aminy dia nikasika azy ireo sady niteny hoe: Mitsangàna fa aza matahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanatona azy i Jesoa dia nanohina azy, ka nanao taminy hoe: «Mitsangàna, fa aza matahotra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona azy i Jesoa, dia nanohina azy sady niteny hoe: –Miarena! Aoka izay ny tahotra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nankeo aminy dia nikasika azy ireo sady niteny hoe: Mitsangàna fa aza matahotra.
malagasy
Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra.