Matthew 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony niandrandra izy ireo dia tsy nahita na iza na iza, afa-tsy Jesosy irery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niandrandra izy ireo, dia tsy nahita olona afa-tsy i Jesoa irery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niandrandra hijery izy telo lahy, ka tsy nahita olona afa-tsy i Jesoa irery ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niandrandra izy ireo, dia tsy nahita olona, afa-tsy Jesosy irery ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony niandrandra izy ireo dia tsy nahita na iza na iza, afa-tsy Jesosy irery.
malagasy
Ary nony niandrandra izy ireo, dia tsy nahita olona, afa-tsy Jesosy irery ihany.