Matthew 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io fotoana io indrindra dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, nanatona an’i Jesoa ny mpianany ary nanao taminy hoe: «Iza moa no ambony indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny mpianatra ka nanontany Azy hoe; –Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra?
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany ora izany dia nankeo amin'i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io fotoana io indrindra dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra?
malagasy
Tamin'izany ora izany dia nankeo amin'i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra?