Matthew 18:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga ny Zanak’Olona hamonjy ny very.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Zanak’olona dia tonga hamonjy ny very.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
[Satria ny hitady sy hamonjy ny very no nahatongavan’ny Zanak’olona.]
Malagasy Bible 1865
(Fa tonga ny Zanak'olona hamonjy ny very.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga ny Zanak’Olona* hamonjy ny very.
malagasy
(Fa tonga ny Zanak'olona hamonjy ny very.)