Matthew 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ny hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato ka mania ny iray, moa tsy hamela ny sivy amby sivifolo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana ny hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka nania ny anankiray, moa tsy havelany eny an-tendrombohitra va ny sivy amby sivifolo, ka handeha hitady ilay nania izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato ka mania ny anankiray, moa tsy hamela ny 99 eo an-tampon-kavoana ve izy ary hiezaka hitady ilay nania?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka mania ny anankiray moa tsy hamela ny sivy amby sivi-folo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ny hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato ka mania ny iray, moa tsy hamela ny sivy amby sivifolo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?
malagasy
Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka mania ny anankiray moa tsy hamela ny sivy amby sivi-folo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?