Matthew 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany dia tsy sitraky ny Rainareo izay any an-danitra raha ho very na dia iray monja aza amin’ireny madinika ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa, tsy tian’ny Rainareo izay any an-danitra hisy very na dia ny anankiray amin’ireo madinika ireo aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa, tsy sitraky ny Rainareo Izay any an-danitra hisy very na dia ny anankiray amin’itony madinika itony aza!
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka izany, dia tsy sitraky ny Rainareo Izay any an-danitra, raha ho very na dia iray aza amin'ireny madinika ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany dia tsy sitraky ny Rainareo izay any an-danitra raha ho very na dia iray monja aza amin’ireny madinika ireny.
malagasy
Ary tahaka izany, dia tsy sitraky ny Rainareo Izay any an-danitra, raha ho very na dia iray aza amin'ireny madinika ireny.