Matthew 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niantso zazakely iray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso zazalahy kely anankiray i Jesoa ka napetrany teo afovoany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso zazakely i Jesoa napetrany teo afovoan’izy rehetra
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niantso zazakely iray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
malagasy
Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany