Matthew 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny anarako dia eo afovoany Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na aiza na aiza iangonan’ny olona roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria na aiza na aiza iangonan’olona roa na telo amin’ny anarako, dia eo afovoany Aho.
Malagasy Bible 1865
Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny anarako dia eo afovoany Aho.
malagasy
Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho.