Matthew 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona i Petera ka niteny Taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko ka havelako izy? Hatramin’ny impito va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay, nanatona Azy i Piera nanao hoe: «Tompoko, raha diso impiry amiko moa ny rahalahiko no tokony hamela azy aho? Hatramin’ny impito va?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa i Petera ka nanontany Azy hoe: –Tompo ô, impiry moa aho no tokony hamela ny havana iray finoana raha diso amiko izy? Hatramin’ny impito ve?
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona i Petera ka niteny Taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko ka havelako izy? Hatramin’ny impito va?
malagasy
Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va?