Matthew 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay ta hanamarina ny amin’ny toe-bolany amin’ny mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Koa amin’izany, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray izay te hamotopototra ny toe-pananany amin’ny mpanompony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpanjaka anankiray izay te hampamoaka ireo mpanompony momba ny kaontim-bolany.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray, izay te-hidinika amin'ny mpanompony ny amin'ny volany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay ta hanamarina ny amin’ny toe-bolany amin’ny mpanompony.
malagasy
Koa amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray, izay te-hidinika amin'ny mpanompony ny amin'ny volany.