Matthew 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao nanamarina izy dia nisy iray noentina teo aminy, izay nitrosa talenta iray alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha vao nanomboka nanao izany izy, dia nentina teo aminy ny anankiray izay ananany talenta iray alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao natomboka ny fampamoahana, dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka ity mpanompo izay nananany trosa denàry enimpolo tapitrisa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nidinika izy, dia nisy anankiray nentina teo aminy, izay nitrosa talenta iray alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao nanamarina izy dia nisy iray noentina teo aminy, izay nitrosa talenta* iray alina.
malagasy
Ary raha vao nidinika izy, dia nisy anankiray nentina teo aminy, izay nitrosa talenta iray alina.[Anaram-bola; ny talenta volafotsy dia sekely telo arivo]