Matthew 18:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria tsy nanan-kaloa izy io dia nasain’ny tompony hamidy izy sy ny vady aman-janany mbamin’ny fananany rehetra mba handoavana ny trosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho izy tsy nanan-kaloa, dia nasain’ny tompony namidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin’ny fananany rehetra, mba hanefana ny trosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noho izy tsy nanan-kaloa, dia nasain’ny tompony hamidy ho andevo ny tenan’ilay mpanompo mbamin’ny vady aman-janany ary hamidy koa ny fananany rehetra, mba handoavana ny trosa.
Malagasy Bible 1865
Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain'ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin'ny fananany rehetra handoavana ny trosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria tsy nanan-kaloa izy io dia nasain’ny tompony hamidy izy sy ny vady aman-janany mbamin’ny fananany rehetra mba handoavana ny trosa.
malagasy
Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain'ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin'ny fananany rehetra handoavana ny trosa.