Matthew 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka niteny hoe: Tompoko, omeo andro aho fa haloako ny anao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niankohoka ilay mpanompo ka nifona taminy hoe: ‹Mba omeo andro aho, dia haloako daholo ny anao rehetra›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantoraka sy niankohoka teo anoloan’ny mpanjaka ilay mpanompo sady nanao hoe: «Mba omeo andro re aho fa haloako avokoa ny anao!»
Malagasy Bible 1865
Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka niteny hoe: Tompoko, omeo andro aho fa haloako ny anao rehetra.
malagasy
Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.