Matthew 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Onena azy ny tompon’izany mpanompo izany ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangoraka ny fon’ilay tompon’izany mpanompo izany, ka sady nandefa azy handeha no namoy ny trosa taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Onena azy kosa ilay tompony ka namoy ny trosa taminy ary nandefa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tompon'izany mpanompo izany dia onena azy ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Onena azy ny tompon’izany mpanompo izany ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.
malagasy
Ary ny tompon'izany mpanompo izany dia onena azy ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.