Matthew 18:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy hoe: Omeo andro aho fa haloako ny anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niankohoka ilay namany, dia nifona taminy nanao hoe: ‹Mba omeo andro aho, dia haloako ny anao rehetra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantoraka teo anoloan’ilay mpampitrosa izy sady nifona taminy nanao hoe: «Mba omeo andro re aho, fa haloako ny anao!»
Malagasy Bible 1865
Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy nanao hoe: Omeo andro aho, fa haloako ny anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy hoe: Omeo andro aho fa haloako ny anao.
malagasy
Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy nanao hoe: Omeo andro aho, fa haloako ny anao.