Matthew 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nety izy fa lasa nampiditra azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy an-tranomaizina, ambara-pandoany ny trosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nety anefa ilay mpampitrosa fa lasa nampanao azy am-ponja mandra-pandoany ny trosa.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nety izy fa lasa nampiditra azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.
malagasy
Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.