Matthew 18:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ireo mpanompo namany izay efa nataony dia nalahelo indrindra izy ireo ka nandeha nanao tatitra tamin’ny tompony momba ny zava-niseho rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalahelo loatra ny mpanompo sasany nony nahita izany, ka lasa nilaza izany rehetra izany tamin’ny tompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy ireo mpanompo namany nony nahita ny zava-nitranga, ka lasa nitantara izany rehetra izany tamin’ny tompony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ireo mpanompo namany izay efa natao, dia nalahelo indrindra izy ka nandeha nanambara tsara tamin'ny tompony izany rehetra natao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ireo mpanompo namany izay efa nataony dia nalahelo indrindra izy ireo ka nandeha nanao tatitra tamin’ny tompony momba ny zava-niseho rehetra.
malagasy
Ary nony hitan'ireo mpanompo namany izay efa natao, dia nalahelo indrindra izy ka nandeha nanambara tsara tamin'ny tompony izany rehetra natao izany.