Matthew 18:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiantsoin’ny tompony Ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko manontolo ny trosa taminao satria nifona tamiko ianao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampanalain’ny tompony izy ka nilazany hoe: ‹Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko avokoa ny trosako rehetra taminao, noho ianao nifona tamiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampanalain’ny tompony tamin’izay ilay mpanompo nananany trosa be ka noteneniny hoe: «Mpanompo ratsy fanahy ianao! Efa nafoiko avokoa ny trosako taminao, noho ianao nifona tamiko.
Malagasy Bible 1865
Dia nampanalain'ny tompony ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko ilay trosa rehetra taminao, satria nifona tamiko ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiantsoin’ny tompony Ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko manontolo ny trosa taminao satria nifona tamiko ianao;
malagasy
Dia nampanalain'ny tompony ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko ilay trosa rehetra taminao, satria nifona tamiko ianao;