Matthew 18:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin’ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra ny tompony, ka natolony ny mpampijaly izy, ambara-pandoany ny trosa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra ny tompony ka nanolotra an’ilay mpanompo ratsy fanahy mba hatao am-ponja sy hampijalîna mandra-pandoany ny trosany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin'ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin’ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.
malagasy
Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin'ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.Ary tahaka izany koa no hataon'ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin'ny fonareo avy ianareo.