Matthew 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na zovy na zovy no handray zazakely iray tahaka itony amin’ny anarako dia mandray Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay handray zazakely anankiray tahaka ity amin’ny Anarako, dia mandray Ahy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na iza na iza handray zazakely anankiray tahaka ity amin’ny anarako dia Izaho no raisiny.
Malagasy Bible 1865
Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na zovy na zovy no handray zazakely iray tahaka itony amin’ny anarako dia mandray Ahy.
malagasy
Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy.