Matthew 18:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! Fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan’izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza no hanjò an’izao tontolo izao noho ny fanafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fanafintohinana, kanefa loza ho an’izay iavian’ny fanafintohinana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tataovan-doza izao tontolo izao satria betsaka ny toe-javatra mitarika amin’ny ratsy! Eny, tsy maintsy hisy ny toe-javatra mitarika amin’ny ratsy, kanefa mampalahelo izay olona hahatonga izany!
Malagasy Bible 1865
Lozan'izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan'izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! Fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan’izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.
malagasy
Lozan'izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan'izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.