Matthew 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo teny ireo dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny andafin’i Jordana, dia tonga tany amin’ny faritanin’i Jodia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa avy niteny izany i Jesoa dia niala tao Galilea ka tonga teny an-tsisin’i Jodea, andafin’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahavita izany anatranatra izany i Jesoa, dia niala tao Galilea ary nankany amin’ny faritra antsisin’i Jodea, eny andafin’ny ony Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin'i Jordana, dia tonga tany amin'ny sisin'i Jodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo teny ireo dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny andafin’i Jordana, dia tonga tany amin’ny faritanin’i Jodia*.
malagasy
Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin'i Jordana, dia tonga tany amin'ny sisin'i Jodia.