Matthew 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpianany Taminy: Raha izany no toerana misy ny lehilahy manoloana ny vadiny dia aleo tsy manambady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha izany no toetran’ny lehilahy amin’ny vadiny, hoy ny mpianany taminy, dia aleo tsy manam-bady.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpianatra kosa niteny tamin’i Jesoa hoe: –Raha izany no takîna amin’ny lehilahy manoloana ny vadiny, dia aleo tsy manambady!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpianatra taminy: Raha izany no toetry ny lehilahy amin'ny vadiny, dia aleo tsy manambady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpianany Taminy: Raha izany no toerana misy ny lehilahy manoloana ny vadiny dia aleo tsy manambady.
malagasy
Dia hoy ny mpianatra taminy: Raha izany no toetry ny lehilahy amin'ny vadiny, dia aleo tsy manambady.