Matthew 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany fa izay nomena ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Tsy ny olona rehetra no mahazo izany teny izany, fa izay nomena fahasoavana ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Tsy ny olona rehetra no mandray izany fampianarana izany, fa izay nomen’Andriamanitra fahasoavana ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany fa izay nomena ihany;
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;