Matthew 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany, nisy zazakely noentina teo amin’i Jesosy mba hametrahany tanana sy hoentiny am-bavaka; saingy ny mpianany dia niteny mafy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy zazakely maromaro nentina teo aminy, mba hametrahany tanana sy hivavahany ho azy; fa noraran’ny mpianany mafy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy ankizy madinika maro nentin’ny olona teo amin’i Jesoa hametrahany tanana sy hivavahany. Notenenin’ny mpianatra mafy ireo olona ireo,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia nisy zazakely nentina teo amin'i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany, nisy zazakely noentina teo amin’i Jesosy mba hametrahany tanana sy hoentiny am-bavaka; saingy ny mpianany dia niteny mafy ireny.
malagasy
Ary tamin'izany dia nisy zazakely nentina teo amin'i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.