Matthew 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nametraka ny tanany taminy Izy dia niala teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nametra-tanana tamin’ireo Izy, dia nizò-dalana indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nametra-tanana tamin’ireo ankizy madinika ireo i Jesoa vao niala teo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nametraka ny tanany taminy Izy dia niala teo.
malagasy
Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo.