Matthew 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, nisy lehilahy iray nanatona Azy niteny hoe: Mpampianatra ô, inona no tsara hataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy olona anankiray nanatona ka nilaza taminy hoe: «Ry Mpampianatra tsara ô, inona no tsara hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy tovolahy nanatona an’i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, inona no tsara tokony hataoko hahavelona aina ahy mandrakizay?
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, nisy lehilahy iray nanatona Azy niteny hoe: Mpampianatra ô, inona no tsara hataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?
malagasy
Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?[Na: (Mpampianatra tsara ô)]