Matthew 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ralehilahy taminy: Inona avy moa izany? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: «Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Didy inona avy?» hoy izy. Dia hoy i Jesoa: « Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona tsy marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ilay zatovo taminy: –Didy sahala amin’inona moa izany? Ka izao no navalin’i Jesoa: –Ny didy sahala amin’ny hoe: Aza mamono olona, aza maka vadin’olona, aza mangalatra, aza manao vavolombelona tsy marina;
Malagasy Bible 1865
Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ralehilahy taminy: Inona avy moa izany? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: «Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety ho vavolombelona mandainga,
malagasy
Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,