Matthew 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy dia nanasitrana azy tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahoaka be dia be no nanaraka Azy, ary nanasitrana ny marary teo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka maro no nanaraka Azy ary nahasitrana ny marary teo i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy dia nanasitrana azy tany Izy.
malagasy
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.