Matthew 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay zatovo Taminy: Izany rehetra izany dia efa voatandriko avokoa; fa inona no mbola tsy ampy amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hatry ny fony mbola kely aho no efa nitandrina izany rehetra izany, hoy ilay tovolahy taminy; ka inona no mbola tsy ampy amiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay zatovo taminy: –Izany rehetra izany dia efa voatandriko; ka inona no mbola tsy ampy amiko?
Malagasy Bible 1865
Hoy ilay zatovo taminy: Izany rehetra izany efa voatandriko avokoa; fa inona no tsy mbola mahatanteraka ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay zatovo Taminy: Izany rehetra izany dia efa voatandriko avokoa; fa inona no mbola tsy ampy amiko?
malagasy
Hoy ilay zatovo taminy: Izany rehetra izany efa voatandriko avokoa; fa inona no tsy mbola mahatanteraka ahy?