Matthew 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo dia niala tamin’alahelo satria nanankarena be izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia niala tamin’alahelo, satria be ny fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia lasa nandeha tamin’alahelo, satria nanan-karem-be.
Malagasy Bible 1865
Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia niala tamin'alahelo izy, satria nanana fananana be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo dia niala tamin’alahelo satria nanankarena be izy.
malagasy
Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia niala tamin'alahelo izy, satria nanana fananana be.