Matthew 19:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: «Lazaiko marina aminareo fa sarotra ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa dia niteny tamin’ny mpianany hoe: –Lazaiko marina aminareo fa sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakàn’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’ny lanitra.
malagasy
Dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'ny lanitra.