Matthew 19:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo indray: Moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vodifanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao koa no lazaiko aminareo: Moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vody fanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’ny lanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa Aho aminareo: moramora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaikely noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izaho aminareo indray: Ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo indray: Moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vodifanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary hoy Izaho aminareo indray: Ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra.