Matthew 19:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nandre izany ny mpianatra dia talanjona indrindra ka niresaka hoe: Iza indray ary no azo vonjena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga dia gaga ny mpianany nandre izany teny izany, ka nanao hoe: «Koa iza ihany àry no mety ho voavonjy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona tokoa ny mpianatra raha nandre izany ka vaky vava hoe: –Iza àry no mety ho voavonjy?
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nandre izany ny mpianatra dia talanjona indrindra ka niresaka hoe: Iza indray ary no azo vonjena?
malagasy
Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena?